Tsy maintsy mijoro hatrany isika eo anatrehan'ireo sakana isankarazany niseho sy izay mbola mety hiseho eo amin'ny dingana manaraka famaranana ny tolona, ary tsy ho tokony ho kivy fa hijoro hatrany.
Miasa miaraka isika, izahay GTT Montpellier dia manohy ny tolona miaraka amin'ny vahoaka malagasy atramin'ny farany.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire